Tafika sa toekarena?Mahagaga ity resaka miaramila vahiny ity. Frantsay, Rosiana. Fa maninona no tafika foana no ifandraisantsika amin’ny any ivelany? Mba manantena hoe mpandraharaha… 8 Mai 2026 · 17h13