Mahagaga ity resaka miaramila vahiny ity. Frantsay, Rosiana. Fa maninona no tafika foana no ifandraisantsika amin’ny any ivelany?
Mba manantena hoe mpandraharaha rosiana na frantsay, mpampianatra rosiana na frantsay, fitaovam-pamokarana rosiana na frantsay. Sy ny sisa. Fa miaramila, basy, tafondro, fiaramanidina mpiady no tonga aty amintsika.

